Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 4:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 4

Jereo Asan'ny Apostoly 4:31 amin'ny teny manodidina.