Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana, fa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty kosa, dia Izy no itsanganan'io lehilahy io finaritra eto imasonareo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 4

Jereo Asan'ny Apostoly 4:10 amin'ny teny manodidina.