Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 3:25 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo no zanaky ny mpaminany sy ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'ny razanareo, raha hoy Izy tamin'i Abrahama: Ary amin'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany (Gen. 22. 18).

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 3

Jereo Asan'ny Apostoly 3:25 amin'ny teny manodidina.