Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 28:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona kosa nanampo azy hivonto, na hikarapoka ho faty tampoka; fa rehefa niandry ela izy ka nahita fa tsy nisy na inona na inona nanjo an'i Paoly, dia niova saina izy ka nanao hoe: andriamanitra io.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:6 amin'ny teny manodidina.