Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 28:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy kely ny soa nasehon'ny tompon-tany taminay; fa namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra, satria nilatsaka tamin'izay ny ranonorana, sady nangatsiaka ny andro.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:2 amin'ny teny manodidina.