Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 28:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin'ny Tsenan'Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an'Andriamanitra izy ka nahazo toky.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:15 amin'ny teny manodidina.