Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 27:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga tamin'izay nisy fihaonan-dranomasina izy, dia navelany hidona tamin'ny tany ny sambo; ary ny loha-sambo nihizina ka nitoetra tsy nihetsika, fa ny vodi-sambo kosa dia vakivaky azon'ny herin'ny onja.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:41 amin'ny teny manodidina.