Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 27:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nilaza izany izy sady nandray mofo, dia nisaotra an'Andriamanitra teo anatrehan'ny olona rehetra; ary rehefa novakiny, dia nihinana izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:35 amin'ny teny manodidina.