Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 27:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran'i Jolio an'i Paoly, fa navelany hankany amin'ny sakaizany izay hiahy azy izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:3 amin'ny teny manodidina.