Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 26:23 Malagasy Bible (MG1865)

fa Kristy tsy maintsy mijaly ary ho voalohany hitsangana amin'ny maty ka hitory fahazavana amin'ny olona Isiraely sy amin'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26

Jereo Asan'ny Apostoly 26:23 amin'ny teny manodidina.