Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 26:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany, raha nankany Damaskosy aho, nitondra fahefana sy teny izay efa azoko tamin'ny lohan'ny mpisorona,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26

Jereo Asan'ny Apostoly 26:12 amin'ny teny manodidina.