Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 26:10 Malagasy Bible (MG1865)

sady nataoko tany Jerosalema izany, ka maro ny olona masina no nohidiako tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana tamin'ny lohan'ny mpisorona aho; ary raha hovonoina ireny, dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26

Jereo Asan'ny Apostoly 26:10 amin'ny teny manodidina.