Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 26:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary hoy Agripa tamin'i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Ary Paoly naninjitra ny tànany ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany nanao hoe:

2. Ny amin'ny zavatra rehetra iampangan'ny Jiosy ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26