Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'io lehilahy io tsy hitako izay teny marina hosoratako amin'ny tompoko, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina izy, ka dia ho hitako izay hosoratako.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:26 amin'ny teny manodidina.