Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa namaly azy kosa aho hoe: Tsy fanaon'ny Romana ny manolotra olona, raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga, ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin'izay niampangan'ireo azy izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:16 amin'ny teny manodidina.