Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Festosy, nony tonga teo amin'ny zara-fanapahany, dia niala tany Kaisaria hiakatra any Jerosalema, rehefa afaka hateloana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:1 amin'ny teny manodidina.