Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 24:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa io lehilahy io dia hitanay fa tena ratsy fanahy sady mpampikomy ny Jiosy rehetra eny tontolo eny, ary izy no tari-dalan'ilay antoko atao hoe Nazarena.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 24

Jereo Asan'ny Apostoly 24:5 amin'ny teny manodidina.