Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 24:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no ekeko aminao, fa araka ny fampianarana izay ataony hoe fitokoana no anompoako an'Andriamanitry ny razako, sady inoako izay rehetra voasoratra eo amin'ny lalàna sy ny mpaminany,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 24

Jereo Asan'ny Apostoly 24:14 amin'ny teny manodidina.