Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 23:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niantso kapiteny roa lahy hankeo aminy izy ka nanao hoe: Manomàna miaramila roan-jato lahy sy an-tsoavaly fito-polo ary mpiloka lefona roan-jato hankany Kaisaria anio alina amin'ny ora fahatelo;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23

Jereo Asan'ny Apostoly 23:23 amin'ny teny manodidina.