Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 23:21 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aza manaiky azy ianao, fa misy tsy omby efa-polo lahy izy manotrika hisambotra an'i Paoly, ka efa niozona sy nianiana izy fa tsy hihinana na hisotro ambara-pamonony azy; ary efa vonona izy ankehitriny ka miandry ny teny avy aminao.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23

Jereo Asan'ny Apostoly 23:21 amin'ny teny manodidina.