Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 23:18 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia nandray azy ilay kapiteny ka nitondra azy ho any amin'ny mpifehy arivo, dia nanao hoe: Paoly mpifatotra niantso ahy hankeo aminy ka nangataka ahy hitondra ity zatovo ity hanketo aminao, fa manan-teny holazaina aminao, hono, izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23

Jereo Asan'ny Apostoly 23:18 amin'ny teny manodidina.