Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 23:15 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny dia milazà amin'ny mpifehy arivo ianareo sy ny Synedriona mba hampidina azy hankatỳ aminareo, mody ta-hamototra azy marimarina kokoa ny amin'izay nataony; ary izahay kosa dia efa vonona hamono azy, dieny tsy mbola mby akaiky izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23

Jereo Asan'ny Apostoly 23:15 amin'ny teny manodidina.