Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 22:20 Malagasy Bible (MG1865)

ary raha nalatsaka ny ran'i Stefana martioranao, izaho koa dia mba nitsangana teo ka nanaiky sady nitandrina ny fitafian'izay namono azy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22

Jereo Asan'ny Apostoly 22:20 amin'ny teny manodidina.