Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 21:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany tamin'ny olona maro niantso mafy nilaza zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; ary rehefa tsy azony nofantarina izay marina noho ny fikotranana, dia nasainy nentina ho any anati-rova Paoly.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:34 amin'ny teny manodidina.