Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 21:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia noraisin'i Paoly ireo lehilahy ireo, ary nony ampitso dia nanadio ny tenany niaraka taminy izy ka niditra teo an-kianjan'ny tempoly, nanambara ny fahatanterahan'ny andro fahadiovana mandra-panatitra ny fanatitra ho an'ny isan-dahy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:26 amin'ny teny manodidina.