Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 21:21 Malagasy Bible (MG1865)

sady efa novokisan'olona ny aminao, fa ianao, hono, mampianatra ny Jiosy rehetra izay any amin'ny jentilisa hahafoy an'i Mosesy ka mandrara azy tsy hamora ny zaza na hanaraka ny fanaon-drazana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:21 amin'ny teny manodidina.