Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 21:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga tao aminay izy, dia noraisiny ny fehin-kibon'i Paoly, ka namatorany ny tongotra aman-tànan'ny tenany, dia hoy izy; Izao no lazain'ny Fanahy Masina: Toy izao no hamatoran'ny Jiosy any Jerosalema ny lehilahy tompon'ity fehin-kibo ity, ka hatolony ho eo an-tànan'ny jentilisa izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:11 amin'ny teny manodidina.