Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:38 Malagasy Bible (MG1865)

sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:38 amin'ny teny manodidina.