Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary avy aminareo no hiposahan'ny olona sasany mitory teny tsy marina hitaona ny mpianatra hanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:30 amin'ny teny manodidina.