Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin'ny andro voalohany nahatongavako teto Asia izay toetry ny fitondran-tenako taminareo tamin'izany andro rehetra izany,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:18 amin'ny teny manodidina.