Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Paoly efa nikasa handeha an-tsambo handalo any Efesosy mba tsy hitoerany ela any Asia; fa maika izy, raha azony hatao, hamonjy ny andro Pentekosta any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:16 amin'ny teny manodidina.