Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 2:36 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aoka ho fantatry ny taranak'isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana iny dia efa nataon'Andriamanitra ho Tompo sy Kristy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2

Jereo Asan'ny Apostoly 2:36 amin'ny teny manodidina.