Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 2:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon'Andriamanitra teo aminareo tamin'ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin'Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2

Jereo Asan'ny Apostoly 2:22 amin'ny teny manodidina.