Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 2:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ny masoandro hampodina ho aizina, Ary ny volana ho rà, Alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, Dia ilay sady lehibe no malaza;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2

Jereo Asan'ny Apostoly 2:20 amin'ny teny manodidina.