Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 2:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2

Jereo Asan'ny Apostoly 2:17 amin'ny teny manodidina.