Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly niditra tao amin'ny synagoga ka niteny tamin'ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:8 amin'ny teny manodidina.