Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:39-41 Malagasy Bible (MG1865)

39. Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin'izay fivoriana voatendrin'ny lalàna.

40. Fa andrao ampangaina isika noho ny tabataba tsy misy antony izay niseho androany, ka tsy hita izay hilazantsika izao fampitairana izao.

41. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19