Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary maro ny mpanao ody no nanangona ny bokiny ka nandoro azy teo imason'ny olona rehetra; ary nony voatontaly ny tokom-bidiny, dia hita fa volafotsy dimy alina izany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:19 amin'ny teny manodidina.