Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin'ireo ary nahery ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin'izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:16 amin'ny teny manodidina.