Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 18:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy niteny tamin'ny fahasahiana teo amin'ny synagoga; ary rehefa nandre azy Prisila sy Akoila, dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin'ny lalan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 18

Jereo Asan'ny Apostoly 18:26 amin'ny teny manodidina.