Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany tamin'ireo dia nino ka nanampy ho isan'ny mpianatr'i Paoly sy Silasy, ary maro be koa tamin'ny jentilisa izay mpivavaka, ary tsy vitsy tamin'ny vehivavy nanan-kaja.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:4 amin'ny teny manodidina.