Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nahare ny amin'ny fitsanganan'ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin'izany zavatra izany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:32 amin'ny teny manodidina.