Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary satria terak'Andriamanitra isika, dia tsy mety raha ny fomban'Andriamanitra no ataontsika ho tahaka ny volamena, na volafotsy, na vato voasoratry ny fahaizana aman-tsain'olombelona.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:29 amin'ny teny manodidina.