Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly nitsangana teo afovoan'i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin'ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin'ny andriamanitrareo indrindra ianareo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:22 amin'ny teny manodidina.