Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olon-kendry sasany tamin'ny Epikoreana sy ny Stoika nanohitra azy koa, ka hoy ny sasany: Inona no tian'io mpibedibedy io holazaina? Ary hoy kosa ny sasany: Toa mitory andriamani-baovao izy, satria Jesosy sy ny fitsanganan'ny maty no notoriny.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:18 amin'ny teny manodidina.