Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 16:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16

Jereo Asan'ny Apostoly 16:23 amin'ny teny manodidina.