Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 16:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro Sabata dia nivoaka teo ivelan'ny vavahady izahay nankeny amoron'ony, izay nataonay fa nisy fitoerana fivavahana; ary nipetraka teo izahay ka niresaka tamin'ny vehivavy vory teo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16

Jereo Asan'ny Apostoly 16:13 amin'ny teny manodidina.