Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 15:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nifanditra sy niady hevitra be ihany tamin'ireo Paoly sy Barnabasy, dia nifanarahana ny hiakaran'izy roa lahy sy ny sasany koa hankany Jerosalema ho any amin'ny Apostoly sy ny loholona hanadina izany teny niadian-kevitra izany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:2 amin'ny teny manodidina.