Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 15:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an'i Barnabasy sy Paoly, izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:12 amin'ny teny manodidina.