Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 13:37-39 Malagasy Bible (MG1865)

37. fa Izay natsangan'Andriamanitra no tsy mba tratry ny lò.

38. Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;

39. ary ao aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin'ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin'ny lalàn'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13